Lalao ahafahanao mahafantatra ireo kandida 36 mirotsaka ho fidiana ho filoham-pirenena eto Madagasikara.
Ny tanjona ao anatin'ny lalao dia ny hakanao ny sary Madagasikara izay manjavona tsikelikkely. Atao izay ahazon isa betsaka indrindra amin'ny kandidà nosafidinao. Ary sẽ khai thác ny lalao raha toa ka manjavona tanteraka ny sary Madgasikara na midona amin'ny fandrika ny kandidà.
Nofenoina ny mombamomba ireo kandidà. Ary lasa misy feo izao ny lalao.